Ny fahasahiana maneho amim-pitoniana

Mihezaka hatrany isika hanana hazon-damosina hijoro sy haneho amim-pahatoniana. Mialohan'ny fampitàna ny hafatra sy ny lesona ho an'ireo Beazina dia tokony haneho amim-pitoniana izay tiana hampitaina ny mpanabe. Ny olona tsirairay avy dia samy manana ny mampiavaka azy ary arena ireny, ka isan'ny mandrisika ny olona ho sahy haneho ny maha izy azy amim-pitoniana ireny.  Fandaharana "ampela miary".