Miezaha mikolokolo ny harena ao anatinao

Ho entina miatrika fiainana dia ilaina ny miezaka mikolokolo hatrany ny harena ao anatinao. Ianao no tompon'antoka amin'ny fiainanao, asio tarigetra ary mahaiza mandanjalanja. Isan'ny harena ao anatin'ny olona ny saina sy ny fanahy, eo ihany koa ny soatoavina ka mila koloina. Ny harena tsy voakolokolo dia mihena ny sandany...