Ny taniko, ny tantarako, ny teniko, adidiko ny fahafantarana sy fampahafantarana azy
FJKM Ambondrona Firaisana
29 mars 2014 à FJKM Ambondrona Firaisana, Vondrona fototra laika.
Comme thème d’animation : Ny taniko, ny tantarako, ny teniko, adidiko ny fahafantarana sy fampahafantarana azy.
- Ahoana no ilazana fa mampandroso ny fahafantarako ny taniko, ny tantarako, ny teniko?
- Inona no tokony hataoko hahafantarako ny taniko, ny tantarako, ny teniko?
- Inona no mampirehareha ahy, sy mampisy hampo bo ?